|
|
|
|

Entry1  lavitrisa
Elementary words  2  lavitra, isa
Part of speech  3  adjective
Explanations in English  4  a billion [3.1]
Explanations in French  5  un milliard [3.1]
International  6  1000000000 ~ 1 000 000 000 ~ 1.000.000.000 ~ 1,000,000,000 [3.1]
Examples  7  antatra izao fa namoaka vola hatrany amin’ny 18 lavitrisa ariary ny fitondram-panjakana hiatrehana azy [4.11]
8  ndeha ampahatsiahivina fa 12.000.000.000 ariary, roa amby ny folo lavitrisa ariary (raha soratana) ... no tetim-bidin' ireo fiara tsy mataho-dalana ireo [4.43]
Vocabulary  9  Mathematics: arithmetic
Tables and plates  10  The Numbers

Updated on 2024/10/03