Entry (1/3) | 1 isa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo |
Explanations in English |
4 [1.7] one, each, every |
Explanations in French |
5 [1.3] est toujours employé pour un, quand on commence à compter. 6 [1.8] un, chacun |
International |
7 [3.1] 1 I |
Examples |
8 Tokony ho 80 no isany [2.649#1128] 9 Tsy hita isa ny vahoaka [2.366#PAGE#72] 10 fa miovaova isan|isamandro, isan|isam-bolana, isan|isam-taona [2.59#292] 11 Ny hetra aloa dia variraiventy isan|isam' olo-miaina sy vary roa vata isan|isam-pangady [2.508#442] |
Vocabulary |
12 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 19 iray, iraika |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles | 49 Tantaran' i Madagasikara isam-paritra (Randriamamonjy Frédéric) |
Tables and plates |
50 The Numbers 51 Addition 52 Multiplication |
Article |
53 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entry (2/3) | 54 isa |
Part of speech | 55 noun |
Explanations in Malagasy |
56 [1.1] Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila. Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo... Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy). Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. |
Explanations in English |
57 [1.7] a number |
Explanations in French |
58 [1.3, 1.8, 1.13] nombre 59 [1.3, 1.8] numéro 60 [1.3] action de compter 61 [1.13] cardinal |
Vocabulary |
62 Mathematics: arithmetic |
Analogs | 63 fanisanavaovaoandriamihaja |
Compound words |
|
Tables and plates |
112 Addition 113 Multiplication |
Article |
114 Randzavola: isa ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 115 isa |
Part of speech | 116 noun |
Explanations in Malagasy |
117 [1.1] Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. |
Compound words |
|
Anagrams | 121 |
Updated on 2025/01/21 |