|
|
|
|

Entry1  safatsiroa
Elementary words  2  isa, fa, tsy, roa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa: Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady
Explanations in French  5  [1.3] (pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal
Other spellings  6  isafatsyroa, isafatsiroa
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word safatsiroa

Updated on 2024/12/12