|
|
|
|

Entry1  isan' andro
Elementary words  2  isa, andro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  isaky ny misy andro mipoaka [1.1]
Examples  5  Mandroso isanandro ny olona marary sy ny maty. [2.59#]
6  Fombam-pivavahan' ny silamo ny miankohoka inefatra isanandro. [2.445#]
Synonyms  7  isan' andro mihiratra, isan' andro vaky
Compound words 

Anagrams  10  andosiran, isan' andro, nandosira, sondriana

Updated on 2023/04/22