Entry (1/2) | 1 mifanisa |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampitovy isa, mifaninana amin' ny isa: Sahy mifanisa aminareo izahay Mitovy isa: Mila hifanisa amin' ny olona ny fiarakodia ao an-drenivohitra ao |
Explanations in French |
4 [1.3] se compter les uns les autres, être en égal nombre, en égale quantité. Mifanisa ny vilia sy ny olona: il y a autant d'assiettes que de personnes. |
Root | 5 isa |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mifanisà |
Part of speech | 11 imperative of active verb mifanisa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Root | 14 isa |
Anagrams | 15 anifisam, manifisa, mifanisà, mifanisa |
Updated on 2025/04/25 |
![]() |