Entry | 1 kilalao |
Root | 2 lalao |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako 5 Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny 6 Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1] |
Explanations in English |
7 a toy, a plaything; play; theatricals [1.7] |
Explanations in French |
8 jouet; jeux, divertissements [1.8] |
Other spellings | 9 kilaolao |
Synonyms | 10 tsilalao |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word kilalao |
Illustrations |
|
Anagrams | 14 alaliko, alikola, kilalao, lakaoly, lalaiko |
Updated on 2023/01/20 |