|
|
|
|

Entry (1/2)1  lalao
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana
Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly
Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany.
Explanations in English  4  [1.7] play, recreation, amusement
Explanations in French  5  [1.8] jeu, amusement
Examples  6  lalao tsy mahomby loatra ity. [1.437#]
7  nefa inona no lalao hataontsika? [2.69#]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  kilalao, afakafaka, fampanononana ankamantatra, anjaingy, antsamotady, antsavily, antsefa, asampinga, baolina, daka, diamanga, fampitaha, fanalafihana, fandroribola, fanenjika, fangalampiery, fanorona, hazakazaka, kanety, katra, katro, kifanimpanina, kiombiomby, kindriandriana, kivarivary, kizanajanaka, moraingy, piarapiara, raboka, ralanitra, sabaka, raosijamba, an-kitsapaka, renin-jaza, sadoka, saribakoly, savoandanitra, tandrimo, tanisa, tapika, tamaboha, tongodovia, tongokazo, tolona, totohondry, tsipilavaka, tsongolobatita, tsontsorimamba, valala manjohy, vatokely miara-mahita
Compound words 
Anthroponyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word lalao
Article  17  Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana)

Entry (2/2)18  lalao
Root  19  lala
Part of speech  20  imperative of passive verb lalaina [Full list]
Examples  21  lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy [1.1]

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21