|
|
|
|

Entry (1/3)1  tapika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
4  Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Morphology 
5  Simple :
Synonyms  6  tapiny
Compound words 

Entry (2/3)10  tapika
Root  11  pika
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Explanations in French  14  jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Vocabulary  15  Game
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :

Entry (3/3)21  tapika
Part of speech  22  noun
Explanations in French  23  (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [Betsimisaraka] [1.196]
24  [Bezanozano]
25  [Sihanaka]
Vocabulary  26  Botany

Anagrams  27  tapaky, tapika, tipaka

Updated on 2023/08/11