|
|
|
|

Entry1  tapiny
Part of speech  2  noun tapika and pronoun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany
4  Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Synonyms  5  tapika

Anagrams  6  pañity, tapiny

Updated on 2020/07/31