Entry | 1 tolona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [toloña] ady (lalao) [Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] 4 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona 5 Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1] |
Explanations in French |
6 lutte [1.13] |
Examples |
7 Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472] |
Vocabulary |
8 Game |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tolona |
Anagrams | 16 atolon, naloto, natolo, ntaolo, tolona |
Updated on 2020/07/31 |