Entry | 1 mitolona |
Root | 2 tolona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy 5 Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny 6 Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1] 7 manao tolona [Tambahoaka] [1.78] |
Examples |
8 mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [2.472] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 mifampitolona |
Analogs | 14 mibeda, mangeja, mangia, mamia, mamihina |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mitolona |
Anagrams | 19 itoloman, mitolona, nitoloma, tolomina |
Updated on 2023/01/20 |