Entry | 1 mamia |
Root | 2 fia |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra |
Explanations in English |
5 [1.2] to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. |
Examples |
6 Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy. [2.857#] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mamia |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |