|
|
|
|

Entry1  mamia
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy
Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay
Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra
Explanations in English  4  [1.2] to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc.
Examples  5  [2.857#] Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy.
Root  6  fia
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word mamia

Anagrams  12  mamay, mamia

Updated on 2025/01/21