Entry |
toloko
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) [1.1]
|
| Taraina [1.13]
|
Explanations in English | A groan, complaint, importunity [1.2]
|
Explanations in French | GĂ©missements, plaintes importunes [1.3]
|
| Plainte [1.13]
|
Examples |
1 | Sa toloko sy tomany no hitana lava izao?
[1.244]
|
2 | Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany:
[2.470]
|
|
Derivatives |
|
Entry |
toloko
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Comme toloka
[1.196]
|
Vocabulary |
|