Entry | 1 lalaovina |
Root | 2 lalao |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaovin' ny salsa ilay kiborin-taretra 5 Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaovinareo ange, rankizy, io vehivavy adala io 6 Andaniana andro amin' ny fanaranam-batana: Holalaoviny fotsiny io vehivavy io fatsy halainy ho vady velively akory [1.1] |
Explanations in English |
7 to be played with [1.2] 8 to be played with; to be mocked [1.7] |
Explanations in French |
9 avec quoi ou dont on joue [1.8] |
Examples |
10 Izany rehetra izany dia afaka lalaovina ao amin'ilay fianarana. [2.424#] 11 Efa rano rahateo moa no lalaovina, ka izay fanampiny kely etsy sy eroa, iny ve misy dikany! [2.472#] |
Morphology |
|
Anagrams | 16 ilalaovan, lalaovina, lalovanay, nilalaova, voalalina |
Updated on 2023/04/09 |