|
|
|
|

Entry1  daka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina
9  Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra [1.1]
Explanations in English  10  a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka [1.2]
11  a kick [1.7]
Explanations in French  12  Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied)
13  Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [1.3]
14  coup de pied [1.8]
Examples  15  Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [2.472]
16  Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470]
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word daka

Anagrams  19  daka, kada

Updated on 2023/06/05