Entry (1/2) | 1 mandaka |
Root | 2 daka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona 5 Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho [1.1] |
Explanations in English |
6 to kick [1.2] |
Explanations in French |
7 donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup) [1.3] |
Examples |
8 Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. [2.470#] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mandaka |
Entry (2/2) | 14 mandakà |
Root | 15 daka |
Part of speech | 16 imperative of active verb mandaka [Full list] |
Anagrams | 17 andakam, mandaka, mandakà |
Updated on 2023/01/20 |