|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona
Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho
Explanations in English  4  [1.2] to kick
Explanations in French  5  [1.3] donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup)
Examples  6  [2.470#] Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka.
Root  7  daka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mandaka

Entry (2/2)14  mandakà
Part of speech  15  imperative of active verb mandaka [Full list]
Root  16  daka

Anagrams  17  andakam, mandaka, mandakà

Updated on 2025/04/19