Entry | antsatoka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony [1.1] | |
Analogs | diamanga | |
Bibliography | Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy | |
Anagrams | antsatoka, natotsaka |
Updated on 2020/07/31 |