Entry | 1 diamanga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
daka 4 [1.1] Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby |
Explanations in English |
5 [1.2] a game of kicking backwards. See daka and tsipaka |
Explanations in French |
6 [1.19] [Tankarana]
coup de pied. |
Examples |
7 [2.720] Daka diamanga ireo mampijaly azy/ 8 [2.470] Ndeha haingana sao mahazo diamanga eo. 9 [2.472] Nitsangana izy, ary avy hatrany dia velona ny totohondry sy ny diamanga. |
Vocabulary |
10 Game |
Elementary words | 11 dia, manga |
Analogs | 12 ambadika, antongomby, antsatoka, kapatokana, kopala |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word diamanga |
Anagrams | 19 angadiam, diamanga, mangadia |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |