|
|
|
|

Entry1  tandrimo
Root  2  rimo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo.
Explanations in English  5  [1.7] a top
Explanations in French  6  [1.8] toupie
Examples  7  Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]
Vocabulary  8  Game
Analogs  9  sangodina
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word tandrimo

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/28