|
|
|
|

Entry1  kivarivary
Root  2  vary
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Game
Explanations in Malagasy  5  Tsilalaon' ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary [1.1]
Explanations in French  6  Jeu des enfants s’amusant à simuler de petits repas, soit avec des comestibles, soit avec du sable [1.3#341]
Examples  7  Nilalao teo amin' ilay nosy kely mandra-paharivan' ny andro izahay, nanao tsindriandriana, kivarivary. [2.5#49]
Other spellings  8  tsivarivary

Anagrams  9  kiraviravy, kivarivary

Updated on 2023/01/20