|
|
|
|

Entry1  tongo-dovia
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama)
Explanations in French  4  [1.13] course à cloche-pied
Vocabulary  5  Sports
Elementary words  6  tongotra, lovia
Analogs  7  manao tongo-dovia, manao gisalahy maty vady
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word tongo-dovia

Updated on 2025/02/02