Entry | 1 kiombiomby |
Root | 2 omby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#495] Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany |
Examples |
5 Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117#107] 6 Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka. [2.470#20] |
Vocabulary |
7 Game |
Synonyms | 8 tsiombiomby |
Updated on 2024/12/11 |