|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanorona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra
Explanations in English  4  [1.2] the name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona.
5  [1.7] Malagasy chess
Explanations in French  6  [1.8] jeu d'échecs malagasy
Examples  7  [2.69] fa ny fanorona no maty natoko;
8  [2.445] Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona.
9  [2.643] Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina.
Vocabulary  10  Game
Root  11  sorona
Derivatives 
12  Names :
Analogs  13  afabela, afoina, andimy, antsivy, diampanorona, disopaika, disopaikakamatimbela, famoinana, fikizoana, foibe, foibeny, foina, forindaka, halany, homambela, lahimbela, laka, lakakely, lakamanga, lehifohy, lehilava, mamoina, matimbela, mikaleva, mikizo, paika, paipanorona, pokaakalana, riadriatra, seranana, seranina, sorapanorona, telonohodimy, tokofalana, vato, vela, verypaika, verypetsika
Compound words 
Titles  18  Fanorona : the National Game of Madagascar. (Chauvicourt J.& S.)
Proverbs  19  Proverbs containing the word fanorona

Entry (2/2)20  Fanorona
Subtitle  21  the National Game of Madagascar.
Part of speech  22  name (book title) [Full list]
Elementary words  23  fanorona
Author  24  Chauvicourt J.& S.
Publishings  25  , 1984

Anagrams  26  Fanorona, fanorona, foronana, noforana, norofana

Updated on 2025/04/13