|
|
|
|

Entry1  teti-panorona
Elementary words  2  tetika, fanorona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fahakingana sy fahamalinana hamahana toe-javatra misaritaka izay mifaningotsingotra be ihany

Updated on 2024/12/07