Entry (1/2) | 1 seranana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo 4 Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina [1.1] |
Explanations in English |
5 a port of entry [1.7] |
Explanations in French |
6 port d'entrée [1.8] |
Examples |
7 Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo. [2.508#] 8 Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. [2.445#] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 fiantsonana, fitodiana |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 seranana |
Root | 15 serana |
Part of speech | 16 passive verb |
Explanations in Malagasy |
17 Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona 18 Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [1.1] |
Explanations in French |
19 Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure 20 ( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona [1.3#599] |
Morphology |
|
Synonyms | 25 seranina |
Anagrams | 26 naserana, seranana |
Updated on 2024/01/24 |