|
|
|
|

Entry1  fadintseranana
Elementary words  2  fady, seranana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1][fadin-tseranana] haba aloa eo amin' ny seranana amin' ny entana midina eo
5  [1.1] Vola alaina amin' ny varotra atao amin' ny seranana na amin' ny zavatra mandalo eo aminy. (anarana nomen-dRadama rainy io, izay mifanaraka amin' ny fomban-tany efa nisy taloha ihany satria, fahiny, raha namono omby teo an-tokotanin' olona, ohatra, dia nomena ny tompon' ny tokotany ny fadiny)
Explanations in English  6  [1.2][fadin-tseranana] Customs dues.
Explanations in French  7  [3.1] la douane, les douanes
Examples  8  Ary raha ny fadin-tseranantsika roa tonta hampitovina [2.366#206]
9  ny fadintseranana rehetra aloan' ny vahiny dia tsy aloa vola fa aloa basy sy vanja. [2.508]
10  |Fametrahana ny zo fampiharana ny fifanarahana ara-padintseranana amin' ny olon-kafa mpitazona ny entana mba hanerena azy ireo hanatanteraka [1.384]
11  koa izay nanaiky handoa: vola be indrindra, dia izy no notendrena ho mpamory ny hetra sy mpandray ny fadintseranana ambara-pahatapitr' izany taona izany. [1.38]
12  Asehon' ny fanadihadiana samihafa, natao vao haingana fa ny sehatra tena isian' ny fahalovana dia ny fiadidiana ny Fadintseranana, ny Fitsarana, ny Polisim-pirenena sy ny Zandarimariam-pirenena, ny Sampan-draharaha misahana ny fananan-tany – izay eo ambany fiandraiketan' ny Fanjakana mivantana avokoa. [4.27]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Article  15  Randzavola: fadintseranana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/06/19