Entry | 1 fitodiana |
Root | 2 tody |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo |
Explanations in English |
5 [1.7] a harbor; an airport |
Explanations in French |
6 [1.8] port, havre; aéroport |
Examples |
7 Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona. [2.499#] 8 Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana. [2.366#] |
Vocabulary |
9 Navigation |
Synonyms | 10 fiantsonana, seranana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/31 |