|
|
|
|

Entry1  fitodiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo
Explanations in English  4  [1.7] a harbor; an airport
Explanations in French  5  [1.8] port, havre; aéroport
Examples  6  [2.499#] Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona.
7  [2.366#] Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana.
Vocabulary  8  Navigation
Root  9  tody
Synonyms  10  fiantsonana, seranana
Compound words 

Updated on 2024/12/31