Entry (1/2) | 1 fiantsonana |
Root | 2 antsona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano, Tambahoaka]
[fiantsoñana] fitodiana 5 [1.1] Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina |
Explanations in English |
6 [1.2] a landing-place, a port, a harbour. 7 [1.7] a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana |
Explanations in French |
8 [1.3#57, 1.8] Le port, le débarcadère 9 [1.3#57] le quai |
Vocabulary |
10 Navigation |
Synonyms | 11 fitodiana, seranana |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 15 Fiantsonana |
Elementary words | 16 fiantsonana |
Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
Examples |
18 Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry. [2.588#] |
Vocabulary |
19 Geography: towns |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |