Entry (1/4) | 1 sorona |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona [1.1] |
Explanations in English |
7 a blood sacrifice [1.7] |
Explanations in French |
8 sacrifice par immolation [1.8] |
Morphology |
|
Article |
11 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/4) | 12 sorona |
Part of speech | 13 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
17 Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana [1.1] |
Explanations in French |
18 action d'attiser, d'alimenter le feu [1.3#634, 1.196] 19 action d'activer la circulation [1.196] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 22 sorona |
Part of speech | 23 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
26 Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany [1.1] |
Explanations in French |
27 discrétion, réserve [1.3#634] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (4/4) | 31 soroña |
Part of speech | 32 adjective |
Explanations in Malagasy |
33 variana [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 34 sorona, soroña, sorona, soroña |
Updated on 2023/01/06 |