Entry (1/5) | 1 fisoronana |
Root | 2 sorona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanafenana na tsy filazana amin' ny olona izay kilema ananany, nefa tsy hitany, na izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy izany na mikasika ny havany: Ny Ntaolo ihany dia efa nampitandrina antsika ny amin' ny fisoronam-bady ao an-trano [1.1] |
Entry (2/5) | 5 fisoronana |
Root | 6 sorona |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Nataon' ny Ntaolo ohatra ny fisoronana afon' Ikala adala: ny aloha tsy lany, hoy izy, nefa ny aoriana asesika ihany [1.1] |
Explanations in French |
9 l'action d'attiser le feu, l'instrument [1.3] |
Examples |
10 Tsy manavao rahateo ny fisoronana afo koa dia misosa ho lelafo mivaivay ny ravim-pary maina atosi-tananasy rotsa-kazo. [2.470] |
Entry (3/5) | 11 fisoronana |
Root | 12 sorona |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 fivavahana, fanoloran-tsorona (toerana) [Tambahoaka]
[1.78] 15 Fanaovana sorona:Fisoronana zanak'ondry no natao tamin'ny fetin'ny Paka tamin'ny Testamenta taloha. [1.1] |
Explanations in French |
16 l'action d'offrir un sacrifice, l'autel, l'instrument, le lieu, le motif [1.3] |
Examples |
17 Dia ho azy ireo, amin' ny lalàna mandrakizay ny fisoronana; [2.996#02.029.009] 18 Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra [1.38] |
Article |
19 Randzavola: fisoronana ao amin' ny Baiboly |
Entry (4/5) | 20 fisoroñana |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 tsangambaton-tsampy [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (5/5) | 23 Fisoronana |
Part of speech | 24 name (biblical) |
Vocabulary |
25 Holy Scriptures |
Explanations in Malagasy |
26 (fanafohezana Fisor) na hoe Levitika = Izany no iantsoana azy, satria izy no mirakitra ny Lalàna mifehy ny fomban-pivavahana sy ny andraikitry ny mpisorona ary ny Levita [2.611] |
Synonyms | 27 levitika, levitika, levitikosy, levitikosy |
Tables and plates |
28 Full list |
Article |
29 Randzavola: Fisoronana => Fanatitra sy Mpisorana |
Anagrams | 30 fisoronana, fisoroñana, fisoronana, fisoroñana |
Updated on 2024/10/20 |