|
|
|
|

Entry (1/5)1  fisoronana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanafenana na tsy filazana amin' ny olona izay kilema ananany, nefa tsy hitany, na izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy izany na mikasika ny havany: Ny Ntaolo ihany dia efa nampitandrina antsika ny amin' ny fisoronam-bady ao an-trano
Root  4  sorona

Entry (2/5)5  fisoronana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Nataon' ny Ntaolo ohatra ny fisoronana afon' Ikala adala: ny aloha tsy lany, hoy izy, nefa ny aoriana asesika ihany
Explanations in French  8  [1.3] l'action d'attiser le feu, l'instrument
Examples  9  [2.470] Tsy manavao rahateo ny fisoronana afo koa dia misosa ho lelafo mivaivay ny ravim-pary maina atosi-tananasy rotsa-kazo.
Root  10  sorona

Entry (3/5)11  fisoronana
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.78] [Tambahoaka] [fisoroñana] fivavahana, fanoloran-tsorona (toerana)
14  [1.1] Fanaovana sorona:Fisoronana zanak'ondry no natao tamin'ny fetin'ny Paka tamin'ny Testamenta taloha.
Explanations in French  15  [1.3] l'action d'offrir un sacrifice, l'autel, l'instrument, le lieu, le motif
Examples  16  [2.996#02.029.009] Dia ho azy ireo, amin' ny lalàna mandrakizay ny fisoronana;
17  [1.38] Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra
Root  18  sorona
Article  19  Randzavola: fisoronana ao amin' ny Baiboly

Entry (4/5)20  fisoroñana
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Tambahoaka] tsangambaton-tsampy

Entry (5/5)23  Fisoronana
Part of speech  24  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  25  [2.611] (fanafohezana Fisor) na hoe Levitika = Izany no iantsoana azy, satria izy no mirakitra ny Lalàna mifehy ny fomban-pivavahana sy ny andraikitry ny mpisorona ary ny Levita
Vocabulary  26  Holy Scriptures
Synonyms  27  levitika, levitika, levitika, levitikosy, levitikosy, levitikosy
Article  28  Randzavola: Fisoronana => Fanatitra sy Mpisorana

Anagrams  29  fisoroñana, fisoronana, nosaforany

Updated on 2025/04/14