Entry (1/5) | 1 misorona |
Root | 2 sorona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word misorona |
Entry (2/5) | 10 misorona |
Root | 11 sorona |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1] |
Examples |
14 Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word misorona |
Entry (3/5) | 21 misorona |
Root | 22 sorona |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1] |
Explanations in English |
25 to be discreet [1.7] |
Explanations in French |
26 être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3] 27 être discret [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 34 Proverbs containing the word misorona |
Entry (4/5) | 35 misoroña |
Part of speech | 36 active verb |
Explanations in Malagasy |
37 mivavaka [Tambahoaka]
[1.78] 38 mangataka, mivavaka [Tanosy] [1.78] |
Entry (5/5) | 39 misoròna |
Root | 40 sorona |
Part of speech | 41 imperative of active verb misorona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
42 [1.1] |
Explanations in French |
43 [1.3] |
Anagrams | 44 isoronam, misoròna, misorona, misoroña, nirosoam, Nosimaro, somorina |
Updated on 2023/05/24 |