|
|
|
|

Entry1  soronina
Root  2  sorona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo
Explanations in English  5  [1.7] to be tended (of a fire)
Explanations in French  6  [1.8] action d'attiser le feu; qu'on attise
Examples  7  Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21