|
|
|
|

Entry1  soronina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo
Explanations in English  4  [1.7] to be tended (of a fire)
Explanations in French  5  [1.8] action d'attiser le feu; qu'on attise
Examples  6  [2.470] Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
Root  7  sorona
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  isoronan, narosony, nasorony, nirosoan, nisorona, norosany, nosinora, sinorona, soronina

Updated on 2025/01/21