Entry | paika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Feo re avy amin' ny zavatra mifandona. Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io Tefy (vato): Vato tsara paika Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A stroke, a blow [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Coup, choc, cliquetis des armes Réprimande Un coup au jeu du fanorona. [1.3] | |||||||||||||||
Coup [1.8] | ||||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Synonyms | paipaika | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | paika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fomba ampiasaina [1.13] | |||||||||||||||
Explanations in French | Procédé; mesure [1.13] | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | paika | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Maina (taona) [1.78] | |||||||||||||||
Anagrams | apika, paika, piaka |
Updated on 2023/06/17 |