Entry | 1 paik' afo |
Elementary words | 2 paika, afo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fomba fakana afo amin' ny vato roa izay ampifampikasohina dia miteraka afo; tsy vato roa ihany no azo atao toy izany, fa tapa-kazo kely roa koa toy ny tahon-tseva, ohatra, izay ampifandilorina dia midona-tsetroka [1.1] |
Explanations in Italian |
5 vatoafo, afokasoka [Mahafaly, Tanosy]
[1.18] |
Anagrams | 6 fiapoka, fipaoka, fipoaka, paik' afo |
Updated on 2023/06/17 |