|
|
|
|

Entry (1/3)1  katroka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io [1.1]
Explanations in English  5  the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [1.7]
Explanations in French  6  le même, exactement [1.8]
Examples  7  Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao. [2.643#]
8  Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. [2.114#]

Entry (2/3)9  katroka
Part of speech  10  noun
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
Explanations in Malagasy  15  dona, fidonana, ady
16  Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [Bezanozano] [1.78]
Compound words 

Entry (3/3)18  katroka
Part of speech  19  noun
Explanations in French  20  démonter un fusil. [Tankarana] [1.19]

Anagrams  21  katroka, kotraka

Updated on 2023/10/27