|
|
|
|

Entry1  mikatroka
Root  2  katroka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety
5  Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta
6  Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Explanations in English  7  to bump or bang against; to make a serious effort [1.7]
Explanations in French  8  choquer, heurter; faire avec zèle [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14  makatroky, mikatroka

Updated on 2023/01/20