|
|
|
|

Entry1  mikatroka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety
Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta
Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana
Explanations in English  4  [1.7] to bump or bang against; to make a serious effort
Explanations in French  5  [1.8] choquer, heurter; faire avec zèle
Root  6  katroka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Anagrams  12  makatroky, mikatroka

Updated on 2025/01/21