|
|
|
|

Entry1  akatroka
Root  2  katroka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka
Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko?
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21