Entry | 1 katrohana |
Root | 2 katroka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Donina: Nokatrohan' ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika 5 Asiana: Nokotrohany totohondry ny oron-janany ka vaky ra 6 Hanina, atao amin-joto sy amin-kafanam-po: Nokatrohan' ny adalavavy ny vary iray lovia be makadiry ka najifa tery ~ Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1] |
Explanations in English |
7 to be bumped or banged against 8 to be done with zele and effort [1.7] |
Explanations in French |
9 contre quoi on se heurte, qu'on heurte 10 qu'on fait avec zèle [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 hakotrana, hanakotra, hanatroka, hanokatra, harantako, katrohana, nokatraha |
Updated on 2023/02/21 |