|
|
|
|

Entry1  fikatrohana
Root  2  katroka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato
5  Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy
6  Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana [1.1]

Anagrams  7  fikatrohana, hakotrifana

Updated on 2023/01/20