|
|
|
|

Entry1  diam-panorona
Elementary words  2  dia, fanorona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona
Explanations in English  5  [1.2] [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona
Examples  6  ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo. [1.381#]
7  Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245#]
Vocabulary  8  Game
Compound words 

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21