|
|
|
|

Entry1  telo noho dimy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1#937] teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay
Explanations in French  4  [1.3#693] terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd)
Vocabulary  5  Game
Elementary words  6  telo, noho, dimy

Updated on 2025/02/02