Entry | 1 dimy |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Vocabulary |
9 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy |
10 Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1] |
Explanations in English |
11 [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima] 12 limy is used in the provinces [Provincial] [1.2] 13 five [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
14 cinq [1.3, 1.5, 1.8] |
International |
15 5 16 V [3.1] |
Examples |
17 Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470] 18 Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471] |
Synonyms | 19 limy |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word dimy |
Tables and plates |
26 The Numbers 27 Addition 28 Multiplication |
Article |
29 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Anagrams | 30 dimy, midy |
Updated on 2024/10/03 |