Entry | 1 tsidimidimy |
Root | 2 dimy |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mandeha isan-tokony dimy avy |
Explanations in French |
5 [3.1] cinq à cinq |
Examples |
6 Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona. [1.357#] |
Updated on 2024/12/11 |