|
|
|
|

Entry1  ampahadimy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#65][ampahadimy] Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io
Explanations in English  4  [1.2#118][ampahadiminy] the fifth part, one fifth
Explanations in French  5  [1.3#104][ampahadiminy] un cinquième
Examples  6  [2.996#01.047.024] Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy;
7  [2.436#59] nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary
8  [2.508#376] Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza.
Vocabulary  9  Mathematics: arithmetic
Root  10  dimy
Morphology 
11  Simple :
Analogs  12  fahadimy, ampahatelo, ampahefatra, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Compound words 

Anagrams  14  ampahadimy, hampiadiam

Updated on 2025/01/21